Mahaleo - Salanitra 歌词

Il est souvent des mots
Il est aussi des cris
Que le coeur ensanglant
Peut s'chapp sans bruit

Faut-il que je te le dise (x2)

Mais il est des moments
Au silence loquent
Nous murmurent toujours
Tous nos petits mots d'amour

Faut-il que je te le dise (x2)

Il sera des jours heureux
O tous nos mots et nos cris
Deviendront pour nous deux
L'espoir de notre vie

Alors tiens fort ma main ma chre
Ne dis rien, espres


Misy ve ny fiteny
Misy angamba filaza
Ity fitia lava reny
Tsy voaloaky ny vava

Nefa tsy aleo aloa mangina (x2)

Koa ho avy indray andro any
Hangina koa ny tany
Ary ny hiran'ny fitia
No hanjaka ho doria

Nefa tsy aleo aloa miandry (x2)

Ho tojo isika roa
Ao anaty lapa soa
Ary ireo nofy teo aloha
De ho tanteraka avokoa

Salanitra isika roa (x2)
这个歌词已经 454 次被阅读了